Entrée | adina | ||
Partie du discours | nom | ||
Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny Avina, antsafa, ontany, tanitany Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] | |||
Examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2] | |||
A question, an examination [1.7] | |||
Question, examen [1.3, 1.8, 1.5] | |||
Information [1.5] | |||
Exemples | eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314] | ||
Morphologie |
| ||
Synonymes | adinadina | ||
Entrée | adiña | ||
Partie du discours | adverbe | ||
[Betsileo] Foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [1.78] | |||
Synonymes | mady | ||
Entrée | Adina | ||
Partie du discours | nom propre (biblique) | ||
Adina [2.996] | |||
Adîn [2.996] | |||
Vocabulaire | |||
Exemples | ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996] | ||
Article | Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly | ||
Entrée | Adina
![]() | ||
Partie du discours | nom | ||
Adina microcephala : sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy | |||
Vocabulaire | |||
Mis à jour le 2024/12/05 |
![]() |