| Entrée | adinadina (adina) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| adina [1.2] | |||||
| Famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! [1.62] | |||||
| [duplicatif fréquentatif] [1.3] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Mis à jour le 2023/10/20 |
|