|
|
|
|

Index

Proverbes : Renisoa

Proverbe 1Varo-bomanga-dRenisoa : enti-mihazakazaka poritra, enti-miadana tsy mahatratra tsena. [2.558]
Varo-bomanga-dRenisoa : enti-mihazakazaka, poritra ; entina miadana, tsy mahatratra tsena. [2.415]
Varo-bomangan-dRenisoa : enti-mihazakazaka, poritra ; entina miadana, tsy mahatratra tsena. [2.653 #3628]
Interprétation françaiseRenisoa est marchande de patates : si elle les porte au marché en courant, elle les écrase ; si elle les porte doucement, elle manque le marché. [2.415 #5836]

Proverbe 2Vomangan-dRenisoa : teny an-dalana maro mpanontany, nodiany tsy re, fa nony natoko teny an-tsena, tsy lany sasaka. [2.558]

Index