Index |
|
|
|
Proverbes : Ramahafohiliaka
|
|
|
Proverbe 1 | Hoatry ny fanambadian-dRamahafohiliaka : ny lahy moramorainy, ny vavy tsy sarotiny. [2.415 #1195]
|
Traduction française | C' est comme le mariage de Ramahafohiliaka : l' homme est bonasse et la femme de caractère facile. [2.415 #1195]
|
Interprétation française | Ce proverbe se disait des ménages trop bonasses comme celui de Ramahafohiliaka, d' après la légende. [2.415 #1195]
|
|
|
Proverbe 2 | Nojeren-davitra naharenoka, fa nony nihaona : ny iray rombina, ny iray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [2.558 #2809]
Raha nojeren-davitra toa soa; kanjo nony nakekena: ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [2.165]
|
|
|
Index |
|
|