Entrée sarotiny (sarotra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Sarotra falifaliana fa toa mahita hokianina lalandava: Tsy tiako maizina io mpampianatra io fa sarotiny izaitsizy rehefa manadina
¶ Mora mahatsiaro, mora andairana: Sarotinkatsiaka ity zaza ity. / Sarotin' alahelo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise difficult about things : hard to please; sensitive to certain things or illnesses [Hallanger 1973]
Définition française difficile, difficile à plaire; sensible à certaines choses, sensible à certaines maladies [Hallanger 1974]
Morphologie 
sarotiny
sarotim-
sarotim'
sarotin-
sarotin'
-tsarotiny
-tsarotim-
-tsarotim'
-tsarotin-
-tsarotin'
Synonymes sarotsarotiny
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ny hafa no sarotiny sy mitroatroatra foana! [Rahajarizafy: Filozofia, page 44]
2Ny mpamoaka no toa hita miseho ho sarotiny. [Ndemahasoa: Antakay, page 66]
Citations 

2016/08/27