|
|
|
|

Index

Proverbes : Rainiraony

Proverbe 1Tefi-vilian-dRainiraony: ny an' olona novonjeny, ka ny an' ny tena no atao tofefi-katoka. [2.165]
Tefy vilian-dRainiraony : ny an’ olona vonjena, ka ny any ny tena atao tofefi-katoka. [2.653 #3054]
Tefy vilian-dRainiraony : ny an' olona vonjena, ka ny an' ny tena atao tofefi-katoka. [2.415 #3876]
Tefi-vilian-dRaoniraony : ny an' olona no vonjena, fa ny an' ny tena atao tofefi-katoka. [2.558]
Traduction françaiseFaçonner les assiettes à la façon de Rainiraony : on s' empresse à celles des autres et les siennes propres on les néglige, on les façonne avec le col penché d' un côté. [2.415 #3876]
Rainiraony fabriquant des assiettes: il s' occupe de celles des autres et les siennes ont le pied de travers. [2.165]
Interprétation françaisePar désir de plaire, ou par vaine gloire, il s' occupe des affaires des autres, et néglige les siennes propres. [2.165]

Index