Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : raiki-molaly | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Kitoza raiki-molaly : anaran’ omby no sisa. [2.653 #1273]
Kitoza raiki-molaly : anaran' omby no sisa ( Kitoza raiki-molaly, ka anaran' omby no sisa. [2.165 #2206] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | De la viande boucanée couverte de suie: elle n' a pas plus de bœuf que le nom. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Sabora raiki-molaly, ka na manitra atono aza, mangidy. [2.558]
Sabora raiki-molaly: na manitra aza mangidy. [2.165 #154, 2.653 #2814] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Du suif couvert de suie; lors même qu' il sent encore bon, il est amer. [2.165 #154] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Sabora raiki-molaly : tsy arakaraky ny fofony ny tsirony. [2.558 #3767] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||