|
|
|
|

Index

Proverbes : rahavana

Proverbe 1Mpanarivo maty vorombe, malahelo maty ganagana, mpamosavy maty vorondolo : samia mihinana ny azy rahavana. [2.558 #2582]

Proverbe 2Raha ho faty aho, matesa rahavana ; raha ho faty rahavana, matesa ny omby. [2.653 #2658, 2.974 #85]
Traduction française(Ne pas dire:) Si je dois mourir périssent les parents ; si les parents doivent mourir, périssent les bœufs. [2.974 #85]

Proverbes : Rahavana

Proverbe 1Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana arivo. [2.165]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahasakana ny arivo. [2.653 #2712]
Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery mahatan-kadivory, roa lahy mahatana arivo. [2.558 #3657, 1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny fitia mifamaly: raha soa no ataon-dRahavana, mba betsaka koa no mety ho vitako aminy. [1.1]
Traduction françaiseSi mes amis me font du bien, je puis défendre seul le fossé circulaire, et deux hommes arrêteront mille ennemis. [2.165]

Index