Index |
|
|
|
Proverbes : ovana
|
|
|
Proverbe 1 | Antova ka nova, sahafa ka hafa. [1.147 #A87]
|
|
|
Proverbe 2 | Ny tarehy no tsy azo ovana, fa ny toetra mora ovana. [2.558 #3269]
Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ovana. [2.415 #3053, 1.1]
Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa raha ny fanahy mora foana. [2.415 #3053]
|
Interprétation malgache | Enti-milaza fa ny bika aman' endrika dia sarotra ovana satria efa izao no nanaovan' ny Nahary azy, fa ny toetra amam-panahy kosa dia miankina amin' ny sitrapon' ny tena ny mahatsara na maharatsy azy. [1.1]
|
Traduction française | Une vilaine figure ne peut pas être changée mais une mauvaise conduite peut facilement être changée. [2.415 #3053]
|
Interprétation française | On peut corriger sa conduite. [2.415 #3053]
|
|
|
Proverbe 3 | Ny vintana tsy azon' olona ovana, fa didy avy amin' Andriamanitra. [2.415 #101]
|
Traduction française | Le destin ne peut pas être changé par les hommes, car c' est Dieu qui l' a fixé. [2.415 #101]
|
Interprétation française | Paroles des astrologues pour dire que le destin s'accomplira malgré tout. [2.415 #101]
|
|
|
Index |
|
|