Index |
|
|
|
Proverbes : misarimorimo
|
|
|
Proverbe 1 | Misarimorimo hoatry ny valala : raha nanatody, nokotrehin' ny tany ; nony foy, tsy nanan-dreny harahina. [2.415 #1034]
Misarimorimo ohatra ny valala, nanatody nokotrehin' ny tany, nony foy tsy nanan-dreny harahina. [2.558]
Misarimorimo, ohatra ny valala : raha nanatody, nokotrehin’ ny tany; nony foy, tsy nanan-dreny harahina. [2.653]
|
Traduction française | Tournoyer en bourdonnant comme les sauterelles : après la ponte, c' est la terre qui les a couvées ; une fois écloses, elles n' ont pas eu de mère pour les conduire. [2.415 #1034]
|
Interprétation française | Se disait des orphelins et des malheureux qui n'ont personne à qui recourir ; ou bien de ceux qui veulent se mettre à 'écart de leurs parents. [2.415 #1034]
|
|
|
Index |
|
|