| Entrée | 1 arahina |
| Radical | 2 araka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy.
5 Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao. 6 Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy. 7 Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao. 8 Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory. [1.1] |
| Explications en anglais |
9 to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts..
[1.2] 10 to be followed; to be prosecuted. [1.7] |
| Explications en français |
11 qu'on suit, qu'on poursuit.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 6 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 arahina, 19 hairaña, 20 hariana, 21 Iharaña, iharana, 22 Naharay |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|