Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mifanaiky | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Lehibe mifanaiky, mifanaiky Lehibe no manaiky : Lehibe no manaiky : tsy fitia, fa henamaso ; kely no manaiky : tsy fitia, fa tahotra. [2.415 #774, 2.653 #1357] Ny lehibe no manaiky : henatra, ny kely no manaiky : tahotra. [2.558 #3080] Ny lehibe no manaiky, ny henatra ; ny kely no manaiky, ny tahotra. [2.165 #1386, 2.415 #663] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | C' est la honte qui fait obéir les grands, et la peur qui fait obéir les petits. [2.415 #663]
Les grands cèdent à la honte, et les petits à la peur. [2.165] Si les grands obéissent, c' est par honte et respect humain et non par affection ; et si les petits obéissent, c' est par crainte et non par affection. [2.415 #774] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||