|
|
|
|

Index

Proverbes : miedinedina

Proverbe 1Akoholahy maneno an-drova, ka samy te-hoderain' ny tompony. [2.558]
Akoholahy maro an-drova : samy ta-haneno avokoa. [2.415 #181, 2.653 #64]
Toy ny akoholahy an-drova : ka tsy vitan' ny miedinedina fotsiny fa te-haneno koa. [2.558 #4249]
Toy ny akoholahy an-drova: samy ta-haneno avokoa. [2.165 #814]
Traduction françaiseCoqs nombreux dans un enclos : chacun veut chanter et faire taire les autres. [2.415 #181]
Pareils aux coqs habitant la même cour: ils veulent tous chanter en même temps. [2.165 #814]
Interprétation françaiseSe disait de l' entourage du souverain, des courtisans qui veulent tous avoir la première place. [2.415 #181]

Proverbe 2Fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina. [2.558 #1057]
Fahy ombin’ Imboarina: ny trafony ihany no miedinedina. [2.653]

Proverbe 3Mahazo voamena, manita-kitapo ; maty kirobo, mbola ho hendry; mahatonga masonkarena, miedinedina. [2.653 #1415]
Mahazo voamena, manita-kitapo, maty kirobo, mbola ho hendry, mahatonga ny masonkarena, miedinedina. [2.558 #126]

Index