|
|
|
|

Index

Proverbes : midohaka

Proverbe 1Lamba fohy tsy an' olon-jejo. [2.558 #115]
Lamba fohy tsy an' olon-jejo ; lamba lava tsy an' olo-kamo. [2.415 #3015]
Lamba fohy tsy an' olon-jejo; lamba lava tsy an' olon-kamo. [2.165 #1771]
Raha lamba fohy, tsy an' olon-jejo, ny eranambatry tsy fitondra midohaka. [2.558 #3590]
Traduction françaiseLamba court n' est pas pour une personne de mauvaises moeurs, lamba long n' est pas pour un paresseux. [2.415]
Un "lamba" court n' est pas pour une personne de mauvaises mœurs, ni un "lamba" long pour un paresseux. [2.165]
Interprétation françaiseLe sens est qu' il ne faut pas les encourager. [2.415]

Proverbe 2Midohaka amin' ny be tsy ho an' ny tena ohatra ny vadin-kelin' ny mpanana. [2.558]

Index