Index |
|
|
|
Proverbes : mibohaka
|
|
|
Proverbe 1 | Moa raha mikorintsana dia ambarivatry, raha mitety harana dia voalavo, ary raha mibohaka dia landihazo? [2.558 #2541]
Moa raha mikorintsana, dia amberivatry ; raha mitety harana, dia voalavo ; raha miboha, dia landihazo ? [2.415 #5920, 2.653 #1933]
|
Traduction française | Tout ce qui résonne est-il de l'ambrevade ? tout ce qui court sur les rochers est-il un rat ? tout ce qui est floconneux est-il de la ouate ? [2.415 #5920]
|
Interprétation française | Se disait des apparences trompeuses. [2.415 #6017]
|
|
|
Index |
|
|