Entrée amberivatry
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamaniry mitarehin-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben' ny tahony sy ny haavony, fa ny raviny no voloina masaisay, fihinan' ny landibe; ny voany, mitovitovy amin' ny voanemba sady fihinana koa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a shrub largely cultivated to supply food for silkworms. The seeds are also eaten by the natives. The leaves afford a green dye for cotton. It is known in Mauritius as Ambrevade. Cajanus indicus, Spreng. Same as antsotry (Betsim.), ambarivatry, and ambatry (Bets.) [Richardson 1885]
Définition française   ambrevade. Cajanus indicus, Spreng. [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Cajanus indicus
Autres orthographes  
Synonymes   ambatry ~ antsotry
Citations  

Mis à jour le 2017/03/28