|
|
|
|

Index

Proverbes : manehoeho

Proverbe 1Manehoeho hoatry ny angaroha babo : raha maneno, mahavaky toby, kanjo nony izahana, kely. [2.415 #5702]
Manehoeho ohatra ny angaroa babo: maneno maneno mahavaky toby, kanjo nony zahana kely ihany. [2.558]
Manehoeho, ohatra ny angaroa babo : raha maneno, mahavaky toby ; kanjo nony izahana, kely. [2.653]
Traduction françaiseRetentissant comme la conque marine prise en butin : quand elle sonne, son bruit disperse tout un camp ; mais quand on s' approche pour la voir, elle est bien petite. [2.415 #5702]
Interprétation françaiseDe loin c' est quelque chose. Je près ce n'est rien. [2.415 #5702]

Index