|
|
|
|

Entrée (1/2)1  toby
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  13  12 mots contenant toby
Explications en malgache  14  [1.1] toerana ilasian'ny tafika
toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran'ny mpiasa toy ny mpihady volamena, manjarano, mpanao lalana; lasy
15  [2.398] [Tsimihety] ny Toby (eto) dia toerana ivelan'ny tanana fiandrasam-paty (fiandrasana ny taolam-balo raha amin'ny famadihana) izany hoe izany dia tobin'ny maty (mandra-pandevina azy). Atsangana eo ny trano ratsy, trano tsotra dia tsotra vita tamin'ny rantsana sy ravin'antrendry. Fondra ratsy no anaran'ilay toerana natokan'ny tanana ho fanaovana izany (Fondra: ala, kirihitr'ala, mety ho alan-jozoro sy volotara). Hazava tsaratsara kokoa ny teny hoe Toby raha saintsainintsika ny hevitra samihafa lazain'io tenu io: ohatra amin'ny Merina ny toby dia izay onenana tsy maharitra ela, toy ny trano vonjy maika any an-tanimbary, na any an-tanim-boly. Marihina fa raha amin'ny fiandrasana ny taloam-balo dia tsindraidray tadiavina ny olona no manaraka izany fomba izany ankehitrio, ny hany atao dia ny mametraka ny taolam-balo ivelan'ny trano fa ao anatinny tanana ihany fa tsy entina ivelany loatra.
16  [1.13] toerana ilasiana
Explications en anglais  17  [1.2] an encampement. See lasy
18  [1.7] a camp; a small heap
Explications en français  19  [1.3] camp, campement des troupes et des voyageurs
Figuré: réunion d'objets
20  [1.5] camp, campement, réservoir, réunion d'objets
21  [1.8] camp; petit tas
22  [1.6] [Tanala] camp; foule de gens, troupe
23  [1.13] campement
Exemples  24  [2.470] Mpikarama marobe avy amin' ny mponina manodidina no nahazo asa tsy satry tamin' ireo toby roa lehibe ireo;
25  [2.472] Nandray azy tsara ny filohan' ny toby.
Synonymes  26  tobe
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot toby

Entrée (2/2)28  Toby
Partie du discours  29  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Mots élémentaires  30  toby
Vocabulaire  31  Géographie: agglomérations

Anagrammes  32  bito, boti, bôty, boty, tibo, Toby, toby

Mis à jour le 2025/08/22