|
|
|
|

Index

Proverbes : manam-be

Proverbe 1Nahoana no dia ny manam-be ihany no mahihitra? [2.165 #623, 2.653]
Nahoana no dia ny manam-be indray no mahihitra ? [2.558]
Nahoana no dia ny manam-be no mahihitra ? [2.415 #2314]
Traduction françaiseComment se fait-il que les riches seuls soient avares? [2.165 #623]
Pourquoi les riches sont-ils avares ? [2.415 #2314]

Proverbe 2Ny mahavatra ihany no manam-be. [2.974 #398, 2.653]
Traduction françaiseSeul le travail persévérant procure la richesse. [2.974 #398]

Proverbe 3Raha ditra no atao dia izaho manam-be noho hianao. [2.558 #3558]
Raha ditra no atao, izaho manam-be noho hianao. [2.165 #411, 2.415 #6380, 2.653 #2643]
Traduction françaiseS' il le faut, je serai encore plus entêté que vous. [2.165]
Si vous voulez faire de l' entêtement, j' en ai plus que vous. [2.415 #6380]

Proverbe 4Toy ny rano ny harena, ka tsy izay mahery mantsaka no manam-be, fa izay tsara sinibe. [2.558 #4318]

Index