Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mahatsindry | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Boka manankarena, ka ny hafaliana tsy mahatsindry ny alahelo. [2.415 #1954, 2.653 #780]
Boka manankarena, ka ny harena tsy mahaleo ny alahelo. [2.558 #911] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Le lépreux peut devenir riche, mais aucune joie ne saura tempérer sa tristesse. [2.415 #1954] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Il ne peut y avoir de joie pour le lépreux. [2.415 #1954] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Ny fo rano mafana, ka izay tsy mahatsindry azy no mainy. [2.558 #3012] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||