|
|
|
|

Entrée1  manankarena
Mots élémentaires  2 manana, 3 harena
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana [1.1]
Explications en anglais  6 (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2]
7 (manan-karèna) to be rich [1.7]
Explications en français  8 (manan-karèna) être riche [1.8]
Exemples  9  Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366#]
10  Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499#]
Synonymes  11 komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy
Analogues  12  komohina, 13  mpanalina, 14  mpanarivo, 15  mpanefohefo, 16  mpanjato, 17  mpanontanynyory, 18  ngetroka, 19  tremalahy
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02