Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : lakan-jejo | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Aza mandeha tsy voizina, toy ny lakana mivalan-drano. [2.165 #1205]
Mandeha tsy voizina hoatry ny lakan-jejo. [2.415 #4047] Mandeha tsy voizina toa lakan-jila. [1.1 #523] Mandeha tsy voizina toa lakan-jejo. [2.558 #2061] Mandeha tsy voizina toy ny lakan-jejo. [2.974 #160] Misosa tsy voizina hoatry ny lakan-jejo. [2.415 #4047] Tsy mety raha mandeha tsy voizina toa lakan-jejo, na manendry tena toy ny amboa hiantsena. [2.558 #4630] Tsy mety raha mandeha tsy voizina, toy ny lakana mivalan-drano. [2.653 #3450] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza olona misosososo miditra na manao zavatra nefa tsy ampandrosoina na asaina manao ilay zavatra akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Filer avant même qu’on rame, comme une pirogue instable. [2.974 #160]
N' allez pas sans être envoyé (litt, sans qu' on vous fasse avancer en ramant), comme un canot allant à la dérive. [2.165] S' introduire sans être invité et s' avancer de soi-même comme une pirogue légère qui s' en va sans qu' on rame. [2.415 #4047] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | N' agissez pas de votre propre chef. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||