|
|
|
|

Index

Proverbes : lafiny

Proverbe 1Akondro iray fototra ny ambanilanitra : ny mamololona ho raviny, akondro ihany ; ny manondro lanitra ho voany, akondro ihany ; ny miendaka ho raty, akondro ihany ; ny mitsontsorika ho lafiny, akondro ihany. [2.415 #271, 2.653]
Akondro iray fototra ny olombelona : ny mamololona ho raviny, akondro ihany; ny manondro lanitra, akondro ihany; ny miendaka ho raty akondro ihany; ny mitsontsorika ho lafiny, akondro ihany. [2.558]
Traduction françaiseLe peuple est comme un pied de bananier : ce qui se roule en spirale pour, devenir feuille, c' est du bananier ; ce qui se dresse vers le ciel pour devenir fruit, c' est du bananier ; ce qui se détache pour devenir écorce sèche, c' est du bananier ; ce qui s' incline pour devenir les grappes, c' est du bananier. [2.415 #271]
Interprétation françaiseLe peuple tout entier forme une société bien harmonisée. [2.415 #271]

Proverbe 2Ny olombelona toy ny embok' akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny. [1.1]
Ny olombelona toy ny embok' akondro: raha manondro lanitra, iray ihany, fa raha miondrika, samy manana ny holafiny. [1.1]
Ny olombelona toy ny embok' akondro : raha manondro lanitra, iray ihany ; fa raha mitsontsorika, samy manana ho lafiny. [2.653, 2.415]
Ny olombelona toy ny embok' akondro : raha manondro lanitra iray ihany, fa raha mitsontsorika samy manana ny ho lafiny. [2.558]
Ny olombelona toy ny embok' akondro: raha manondro ny lanitra, iray ihany; fa raha miondrika, samy manana ny lafiny. [2.165 #12]
Toy ny akondro : raha manondro lanitra iray ihany, fa raha miondrika samy manana ny ho lafiny. [2.415 #861]
Toy ny embok' akondro : raha manondro lanitra iray ihany, fa raha miondrika, samy manan-ko ho lafiny. [2.558 #4272]
Toy ny embok’ akondro: raha manondro lanitra, iray ihany; fa raha miondrika, samy manan-ko lafiny. [2.653]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza. [1.1]
Enti-milaza ny olombelona izay mitovy daholo ihany raha ny mahaolona azy no jerena, fa samy hafa kosa ara-karazana. [1.1]
Traduction françaiseLes hommes ressemblent aux fleurs du bananier: quand elles sont encore dirigées vers le ciel, elles paraissent ne former qu' un seul tout, mais quand elles s' inclinent, chacune occupe sa place propre. [2.165]
Les hommes sont comme les bananes : quand le bananier a la tête levée vers le ciel, il est un seul tout, mais quand il baisse la tête les bananes se séparent. [2.415 #861]
Les hommes sont comme les bouquets de bananiers : quand le bouquet est levé vers le ciel il est unique, mais lorsqu' il s' incline vers la terre, il se divise en rameaux. [2.415]
Interprétation françaiseLes hommes sont tous des mortels, mais ils sont différents les uns des autres. [2.415 #1681]
Les hommes sont tous des mortels, mais quand on les examine on voit qu'ils viennent de tribus et de castes différentes. [2.415 #861]

Index