|
|
|
|

Index

Proverbes : Ilaisalama

Proverbe 1Fiandry ombin' Ikotoadala, ka ny aloha voatora-tandroka, ary ny aoriana voafola-drambo ; fiandry ombin' Ilaisalama, ka ny kely voasafosafo, ary ny lehibe voatehatehaka. [2.415 #2076]
Fiandry ombin' ilay Firinga, ka ny aloha voatora-tandroka, ary ny aoriana voafola-drambo ; fiandry ombin' Ilaisalama, ka ny kely voasafosafo, ary ny lehibe voatehatehaka. [2.415 #2076]
Traduction françaiseIkoto l' imbécile, gardien de boeufs : ceux qui sont devant, il leur jette des pierres aux cornes et ceux qui sont derrière, il leur tire la queue ; Laisalama au contraire, caresse les petits et encourage les grands de la main. [2.415]
Interprétation françaiseSe disait de la manière de traiter les gens. [2.415 #2076]

Index