Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : hateloana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Alahelon-dehilahy tsy maharitra hateloana. [1.1 #538] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Manindrahindra ny herimpon-dehilahy izay tsy mba mitanondrika ela amin' ny fahoriana. [1.1 #538] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Tsara hateloana, hoatry ny be volombava noharasana. [2.415 #1724]
Tsara hateloana, ohatra ny be volom-bava noharasana. [2.653] Tsara hateloana ohatra ny be volom-bava noharatana. [2.558] Tsara hateloana ohatra ny volom-bava haratana. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Beau pendant trois jours comme un homme à forte barbe qu' on a rasée. [2.415 #1724]
Bon pour trois jours, comme lorsqu' on vient de se raser. [2.165 #113] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait de charmes de peu de durée. [2.415 #1724] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||