Entrée hateloana (telo)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala
¶ Halavam-potoana tala andro: Nony afaka hateloana taorian' ny nahafatesany, dia nitsangana tamin' ny maty i Kristy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ha-, and telo, three.] three days. [Richardson 1885]
Définition française trois jours [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Citations 

2010/05/16