Index |
|
|
|
Proverbes : hatavy
|
|
|
Proverbe 1 | Raha ny tokan-tsy tia tsy hamonoako tena, fa raha ny be sy ny maro, hisotro tsingala aho ho faty. [2.558]
Raha olona iray no tsy tia ahy, mitoto koba aho hatavy; fa raha ny be sy ny maro no tsy tia ahy, hisotro tsingala aho ho faty. [2.165]
|
Traduction française | Si je ne suis haï que d' un seul, je préparerai de la farine pour m' engraisser; mais si tous me haïssent, j' avalerai une "tsingala" pour mourir. [2.165]
|
Interprétation française | La "tsingala" est un insecte aquatique que l' on prétend être fatal à qui l'avale. Je n' ai plus qu' à disparaître. [2.165]
|
|
|
Proverbe 2 | Raha olona iray no tsy tia, hitoto koba aho hatavy, fa raha Idada sy Ineny no tezitra (tsy tia) ifony aho fa diso. [2.558 #3643]
|
|
|
Index |
|
|