|
|
|
|

Index

Proverbes : hadina

Proverbe 1Aiza ny tany hadina no dia ho mby ao an-karona avokoa ? [2.653 #29, 2.974 #42]
Aiza no tany hadana no ho tonga ao an-karona daholo. [2.558]
Traduction françaiseImpossible de mettre dans la corbeille toute la terre que la bêche a fouillée. [2.974 #42]

Proverbe 2Isika izao anie ka mpianakavy iray ihany: hadina, iray fototra ; raofina, iray harona. [2.974 #404, 2.653]
Traduction françaiseNous sommes tous d’une même famille : fouillez la terre, c’est la même souche ; ramassez le tout, c’est la même corbeille. [2.974 #404]

Index