Entrée raofina (raoka)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo
¶ Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano
¶ Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany
¶ Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise see Raoka [Richardson 1885]
 to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) [Hallanger 1973]
Définition française qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque [Hallanger 1974]
Morphologie 
raofina
raofiko
raofinao
raofiny
raofintsika
raofinay
raofinareo
raofin'
raofin-
raofim-
raofi-
noraofina
noraofiko
noraofinao
noraofiny
noraofintsika
noraofinay
noraofinareo
noraofin'
noraofin-
noraofim-
noraofi-
horaofina
horaofiko
horaofinao
horaofiny
horaofintsika
horaofinay
horaofinareo
horaofin'
horaofin-
horaofim-
horaofi-
raofy
Mots composés, titres, noms 
Exemples Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody [Andriamalala: Ranomasina, page 46]
Citations 

2013/06/07