Index

Proverbes : fita

Proverbe Aza zatra ny lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [Rinara 1974]
Zatra ny fita ririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [Rajemisa 1985]
Zatra ny lalan-dririnina, ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [Rinara 1974]
Interprétation malgache Enti-milaza ireo olona voa noho ny fanarahany ny fahazarana fotsiny, tsy mahay manova famindra raha misy hilana izany. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza olona entim-pahazarana fotsiny ka ny tsy tokony hatao avy no atao. [Rajemisa 1985]

Index