| Index |
|
|
| |
Proverbes citant le mot : fita
|
|
|
| Proverbe 1 | Aza zatra ny lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [2.558]
Zatra ny fita ririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [1.1]
Zatra ny lalan-dririnina, ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [2.558]
|
| Interprétation malgache | Enti-milaza ireo olona voa noho ny fanarahany ny fahazarana fotsiny, tsy mahay manova famindra raha misy hilana izany. [1.1]
Enti-milaza olona entim-pahazarana fotsiny ka ny tsy tokony hatao avy no atao. [1.1]
|
|
|
| Index |
|
|