Index |
|
|
|
Proverbes : fisafelika
|
|
|
Proverbe 1 | Ny torovok' amboa maro mpahalala, fa ny hisafelehan' ny rambony no tsy misy mahafantatra. [1.1]
Torovok' amboa maro mahalala, fa ny fisafeliky ny rambony no tsy fantatra. [1.1]
|
Interprétation malgache | Enti-milaza fa ny tenin' ny olona mahay mandahatra dia mety hazava ho azy fa ny hevitra miafina fonosiny na ny safeli-teny tiany hatao no tsy fantatra. [1.1]
Ilazana fa misy toetran' olona na toe-javatra iaraha-mahalala izao, fa ny ho fihetsiny na ho vokany any aorianano tsy misy mahafantatra. [1.1]
|
|
|
Index |
|
|