Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : ebo | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ebo miampy lainga : vao mihodina dia mahazo tondro-molotra (henatra). [2.558 #1019] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Ebo natao tsy mba ventiny. [2.558 #1020] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Matin' ny ebo ka ataon' ny alahelo mitokiky. [2.558 #2181]
Matin' ny ebo kely ka ataon' ny alahelo mitakiky. [2.165 #1478] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Ayant, par vanité, dépensé ce qu' il avait, il est plongé dans la pauvreté. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||