Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : amby | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Atao vikina alina: aleo manana amby, toy izay tsy ampy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Raha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao miohatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Manana amby tsy ampy ohatra ny sola vaohina. [1.1 #60, 2.165]
Manana amby tsy ampy, toy ny sola vaohina. [2.653 #1502] Tsy ampy manana amby toy ny sola somorina. [2.415 #2144] Tsy ampy manana amby toy ny sola vaohina. [2.415 #2144] Tsy ampy tsy lany, tahaka ny sola somorina. [2.558 #4478] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Avoir de trop et pourtant n' avoir pas assez, comme un chauve avec des favoris. [2.165 #2042]
Manquer du suffisant tout en en ayant de reste, comme le chauve qui est barbu. [2.415 #2144] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Avoir trop et pas assez ; avoir du superflu et de la parure, et manquer du nécessaire. [2.415 #2144] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||