Index

Proverbes : akekena

Proverbe Ny fanompoana tahaka ny zavona : raha halavirina maizina, fa raha akekena mazava. [Cousins 1871 #2221, Nicol 1935 #96]
Ny fanompoana tahaky ny zavona : raha halavirina maizina, fa raha akekena mazava. [Veyrières 1913 #387]
Ny fanompoana toy ny zavona : raha alavirina maizina, fa raha akaikezina mazava. [Rinara 1974 #2970]
Traduction française I.e travail ressemble au brouillard : de loin, c'est sombre ; de prés, c’est lumineux. [Nicol 1935 #96]
La corvée c' est comme le brouillard : de loin c' est trouble et nuageux ; mais quand on s' approche, cela se clarifie. [Veyrières 1913 #387]
Interprétation française Le travail devient facile quand on s' y applique. [Veyrières 1913 #387]

Proverbe Ny manjaka toy ny afo : halavirina mangatsiaka, hatonina : mahamay. [Rinara 1974 #3121]
Ny manjaka toy ny afo ; ka raha halavirina mahamangatsiaka, ary raha hatonina akaiky mahamay. [Veyrières 1913 #231]
Ny manjaka toy ny afo : raha halavirina, mahangatsiaka ; ary raha akekena, mahamay. [Cousins 1871 #2329, Nicol 1935 #273]
Ny mpanjaka toy ny afo: raha halavirina mangatsiaka, ary raha akekezina mahamay. [Houlder 1895 #1398]
Traduction française Les grands sont comme le feu : loin d’eux, vous avez froid; près d’eux, vous prenez feu. [Nicol 1935 #273]
Le souverain est comme le feu : ceux qui sont loin de lui n' ont pas part à ses bienfaits, ils ont froid ; mais ceux qui sont auprès de lui obtiennent ses faveurs, ils ont chaud. [Veyrières 1913 #231]
Le souverain est comme le feu: si on s' en éloigne, on a froid; et si on s' en rapproche, on se brûle. [Houlder 1895]

Proverbe Nojeren-davitra naharenoka, fa nony nihaona : ny iray rombina, ny iray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [Rinara 1974 #2809]
Raha nojeren-davitra toa soa; kanjo nony nakekena: ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [Houlder 1895]

Index