Entrée mazava (zava)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitera-kazavana: Mazava ny afo
¶ Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara
¶ Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io
¶ Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava
¶ Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise bright, light, clear; [Hallanger 1973]
Définition française clair, lumineux, brillant [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 net, franc, ouvert, transparent, éclairci [Abinal 1888]
Dérivations 
Morphologie 
mazava
nazava
hazava
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [Andraina: Mitaraina, page 121]
2Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo. [Rajohanesa: Kintana]
3Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 102]
Citations 

2014/02/05