Chapitres et versets citant Josefa

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 5.18 Dia Josefa zanak' i Zakariasa sy Azariasa samy mpifehy vahoaka no navelany teo Jodea miaraka amin' ny miaramila sisa hiambina, Il laissa en Judée Joseph, fils de Zacharie, et Azarias, chef du peuple, avec le reste de l' armée pour faire la garde.
...............
1M 5.56 dia ren' i Josefa zanak' i Zakaria, sy Azariasa, samy lohan' ny tafika, ny herim-po lehibe nafitsok' izy ireo sy ny ady nataony. Joseph, fils de Zacharie, et Azarias, chefs de l' armée, apprirent leurs gestes de bravoure et les combats qu' ils avaient livrés,
...............
1M 5.60 Resy Josefa sy Azariasa, ka nenjehina hatreo amin' ny sisin-tanin' i Jodea, nahafatesana roa arivo lahy ny vahoakan' Israely, tamin' izay andro izay. Ny vahoakan' Israely no voan' izany faharesena lehibe izany Joseph et Azarias furent mis en fuite et poursuivis jusqu' aux frontières de la Judée. Il périt ce jour-là environ 2.000 hommes du peuple d' Israël.