<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 15:21 | And they compel one |
Ary Simona Kyreniana (rain' i Aleksandro sy Rofosy) izay nandalo avy tany an-tsaha, no notereny hitondra ny hazo fijalian' i Jesosy. | Ary nisy lehilahy Sireneana atao hoe Simona, rain' i Aleksandra sy Rofosy, nandalo avy any an-tsaha, dia noteren' izy ireo hilanja ny hazo fijaliany, | Et ils requièrent, pour porter sa croix, |