<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 9:2 | Oh that I had in the wilderness a lodging place of wayfaring men; that I might leave my people, and go from them! for they be all adulterers, an assembly of treacherous men. | Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga. Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etý ambonin' ny tany; Fa mandroso amin' ny ratsy ka hatramin' ny ratsy izy, ary Izaho tsy mba fantany, hoy Jehovah. | Manenjan-dela, toy ny tsipìka, handefasan-dainga; tsy amin' ny marina no mampahery azy ao amin' ny tany, fa mivarilavo amin' ny fahotana ihany izy ireo, ary izaho tsy mba fantany, -teny marin' ny Tompo. | Ils bandent leur langue comme un arc; c' est le mensonge et non la vérité qui prévaut en ce pays. Oui, ils vont de crime en crime, mais moi, ils ne me connaissent pas, oracle de |