<-
->

Jer / Jr 50:34 Their Redeemer is strong; the Lord of hosts is his name: he shall throughly plead their cause, that he may give rest to the land, and disquiet the inhabitants of Babylon. Mahery ny Mpanavotra azy, Jehovah, Tompon' ny maro, no anarany; Handahatra ny adiny tokoa Izy, mba hampiadana ny tany sy hampangovitra ny mponina any Babylona kosa. Mahery anefa ny mpanao famaliana ho azy ireo, Iavehn' ny tafika no anaran' izy io; ka hiaro azy ireo amim-pahefana tokoa izy mba hampiadana ny tany, sy hampangovitra ny mponina ao Babela. Mais leur Rédempteur est puissant, Yahvé Sabaot est son nom. Il va prendre en main leur cause afin de donner du repos au pays, mais de faire trembler les habitants de Babylone.