<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 50:2 | Declare ye among the nations, and publish, and set up a standard; publish, and conceal not: say, |
Ambaraonareo, eny, torio any amin' ny firenena, ary manangàna faneva, torio, fa aza afenina, ataovy hoe: Afaka Babylona! Mangaihay Bela, raiki-tahotra Merodaka! Eny, mangaihay ny sampiny, Raiki-tahotra ny sarin-javatra! | Ambarao any amin' ny firenena, torio izao, manangàna saina, ka torionareo izao; aza afeninareo fa lazao hoe: Azo, Babilona. Mangaihay ny sampiny, voazera ny andriamanitra tsy izy ao. | Annoncez-le parmi les nations, publiez-le, hissez un signal et publiez-le, ne cachez rien, proclamez |