<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 49:24 | Efa ketraka Damaskosy ka mihodina handositra, fa, toran-kovitra izy; Ary azon' ny faharariana sy ny fanaintainana, toy ny vehivavy raha miteraka. | Ketraka i Damasa ka nihodina handositra; azon' ny vadi-po izy; ny fangirifiriana amam-panaintainana manindry azy, tahaka ny vehivavy raha miteraka. |