<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 48:36 | Therefore mine heart shall sound for |
Ary noho izany ny foko dia mitomany manao feon-tsodina noho ny amin' i Moaba, ary ny foko mitomany manao feon-tsodina noho ny amin' ny mponina ao Kira-haresa. Eny, noho izany dia levona ny harena be izay nohariny. | Koa mitaraina hoatra ny sodina ny foko, noho ny amin' i Moaba; eny, ny foko, noho ny amin' ny mponina ao Kri-Heresa, mitaraina hoatra ny sodina. Koa very avokoa izay tombony efa azony. | Aussi mon coeur hulule sur |