<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 44:2 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Hianareo efa nahita ny loza rehetra izay nataoko nihatra tamin' i Jerosalema sy ny tanànan' ny Joda rehetra; ary, indro, efa tany lao ireo ankehitriny, ka tsy misy olona monina intsony ao aminy, | Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Efa hitanareo ny loza rehetra nahatrako tamin' i Jerosalema sy ny tanànan' i Jodà rehetra, fa indreo izy ankehitriny, dia efa tany lao sy tsy misy mponina intsony, | Ainsi parle |