<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 40:10 | As for me, behold, I will dwell at |
Ary ny amiko, dia, indro, honina any Mizpa aho hanompo ny Kaldeana izay ho avy etý amintsika; fa ianareo dia manangona divay sy voankazo masaka fahavaratra ary diloilo, ka ataovy ao amin' ny fitehirizanareo, dia monena amin' izay tanàna nidiranareo. | Ny amiko, dia honina ao Masfà aho, ho mpanao raharahan' ny Kaldeana, tonga atý aminareo; ary hianareo kosa, angony ny divay amam-boankazo sy diloilo, ka ataovy amin' ny fasiana azy, dia monena amin' izay tanànareo, izay hipetrahanareo. | Pour moi, voici, je m' |