<-
->

Jer / Jr 4:22 For my people is foolish, they have not known me; they are sottish children, and they have none understanding: they are wise to do evil, but to do good they have no knowledge. Fa adala ny oloko, Izaho tsy mba fantany; Zaza tsy misy saina izy sady tsy manam-pahalalana; Raha ny hanao ratsy, dia hendry izy; Fa ny hanao soa kosa tsy fantany. Izany, dia noho ny hadalan' ny vahoakako! Fa tsy mba mahalala ahy akory izy ireo; zaza tsy misy saina, sy tsy manam-pahalalana izy, ka ny manao ratsy no mahakinga azy; fa ny manao soa tsy fantany akory. C' est que mon peuple est stupide, ils ne me connaissent pas, ce sont des enfants sans réflexion, ils n' ont pas d' intelligence; ils sont sages pour faire le mal, mais ne savent pas faire le bien.