<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 38:22 | And, behold, all the women that are left in the king of |
Indreo, ny vehivavy rehetra izay sisa ao an-tranon' ny mpanjakan' ny Joda dia ho entina mivoaka ho any amin' ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona, ary ireo vehivavy ireo dia hanao hoe: Ireo sakaizanao no nitaona anao sady naharesy anao; Ary latsaka tao amin' ny honahona ny tongotrao, dia nilaozany nihemotra ianao. | Indro fa ny vehivavy sisa rehetra amin' ny akohonan' ny mpanjakan' i Jodà, hoentina ao amin' ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babilona, ka hanao aminao hoe: Sodokan' ny sakaizanao hianao, ka resiny; nihitsoka anaty fotaka ny tongotrao dia nidify kosa izy ireo. | Voici : toutes les femmes qui demeurent encore au palais du roi de |