<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 36:9 | And it came to pass in the fifth year of |
Fa tamin' ny volana fahasivy tamin' ny taona fahadimy manjakan' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda, dia niantso fifadian-kanina teo anatrehan' i Jehovah izy tamin' ny vahoaka rehetra tany Jerosalema sy tamin' ny olona rehetra izay efa tonga tany Jerosalema avy eny amin' ny tanànan' ny Joda. | Tamin' ny taona fahadimy nanjakan' i Joakima, zanak' i Josiasa mpanjakan' i Jodà, tamin' ny volana fahasivy, dia nisy fifadian-kanina nantsoina teo anatrehan' ny Tompo hataon' ny olona rehetra ao Jerosalema, sy ny olona rehetra tonga tao Jerosalema, avy any amin' ny tanànan' i Jodà. | La cinquième année de |