<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 36:8 | And |
Ary Baroka, zanak' i Neria, dia nanao araka izay rehetra nandidian' i Jeremia mpaminany azy ka namaky ny tenin' i Jehovah tamin' ny taratasy teo an-tranon' i Jehovah. | Dia nataon' i Baròka, zanak' i Nerià, avokoa, izay nandidian' i Jeremia mpaminany azy; novakiny tao an-tranon' ny Tompo, tao amin' ny horonan-taratasy ny tenin' ny Tompo. |