<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 36:30 | Therefore thus saith the |
Koa izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda: Tsy hanana fara handimby eo amin' ny seza fiandrianan' i Davida izy; ary ny fatiny dia hariana ka hasian' ny hainandro amin' ny antoandro ary ny fanala amin' ny alina. | Noho izany, izao no lazain' ny Tompo, ny amin' i Joakima, mpanjakan' i Jodà: Tsy hisy amin' ny fianakaviany na iray aza hipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' i Davida, sady hatsipy any ivelany ny fatiny hasian' ny hainandro, amin' ny antoandro, sy ny hatsiaka amin' ny alina. | C' est pourquoi, ainsi parle |